HIJORO HO LEHILAHY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Henoy ange ry Tompo Ny dinan-janakao
Fa vonona hanompo Hanao ny sitrakao
Hazoto ny hitory Ny hasoan’ny teninao
Na faly na ory Tsy maintsy to ny hafatrao
Na maro aza ny fakampanahy Mamingapingana ahy
Hijoro ho lehilahy Tsy hanan-tahotra fa tena sahy.
2
Vonona ny hisedra ny mafy mety hanjo
Na hisy advivj setrasetra handemy ny ati-fo
Dia hanavao ny dina hamita ny asanao
Na misy fahoriana tsy mba hbysbqbs hamoizako anao
3
Na midadasika aza ny tanimbolinao
Ny saiko mbola zaza tafio oopjm ny herinao
Vonona ny hamboly hanondraka tokoa
Handresy ny devoly mpanakorontana mba tsy hamoa
4
Ataoko tononkira.serasera.org sanatria ny hivadika aminao
Vonona hanara-dia hanoa ny didinao
Indro aho mitalaho hiantoraka aminao
Tsinjovy re ‚ty zaho ho eo ambany elatrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1700
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 14:15