HENOY KA AVIA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olombelona ô
Henoy ny Tomponao
Injao miantso hoe avia
O henoy izao, fa ny Tomponao
Miantso jdiie hoe avia avia
Hianareo izay miasa fatratra
Fa izaho hanome Fitsaharana ho anao
Zay mavesatra entana
Zaho hanome
Fitsaharana ho fgosmsv anao
Jeso tononkira.serasera.org Jesoa inty aho re
Manoina ny antsonao

Havaozinay eto indray
’Lay voady madio ‚zay zzub natao
Ho mpitory kinga sy sahy
Tsy kivy sy tsy mba manahy
Hiady sy hilofo koa
Hiady ho anao aho Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 14:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421