HENOY KA AVIA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olombelona ô
Henoy ny Tomponao
Injao miantso hoe avia
O henoy izao, fa ny Tomponao
Miantso hoe avia avia
Hianareo izay miasa fatratra
Fa izaho hanome Fitsaharana ho anao
Zay mavesatra lcixsaz entana
Zaho hanome
Fitsaharana ho anao
Jeso Jesoa inty aho re
Manoina ny plozeuqa antsonao

Havaozinay eto indray
’Lay voady xqnvghl madio ‚zay natao
Ho mpitory kinga sy sahy
Tsy kivy sy tsy mba manahy
Hiady sy hilofo koa
Hiady ho anao aho tononkira.serasera.org Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 14:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.337