HENOY KA AVIA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olombelona cbyh ô
Henoy ny Tomponao
Injao miantso hoe avia
O henoy izao, fa ny Tomponao
Miantso hoe avia avia
Hianareo izay miasa tononkira.serasera.org fatratra
Fa izaho hanome Fitsaharana ho anao
Zay mavesatra entana
Zaho hanome
Fitsaharana ho anao
Jeso Jesoa inty aho re
Manoina ny pusp antsonao
Havaozinay eto indray
’Lay voady madio ‚zay natao
Ho mpitory kinga sy sahy
Tsy kivy sy tsy mba manahy
Hiady sy hilofo koa
Hiady ylorppg ho anao aho Jesoa
Henoy ny Tomponao
Injao miantso hoe avia
O henoy izao, fa ny Tomponao
Miantso hoe avia avia
Hianareo izay miasa tononkira.serasera.org fatratra
Fa izaho hanome Fitsaharana ho anao
Zay mavesatra entana
Zaho hanome
Fitsaharana ho anao
Jeso Jesoa inty aho re
Manoina ny pusp antsonao
Havaozinay eto indray
’Lay voady madio ‚zay natao
Ho mpitory kinga sy sahy
Tsy kivy sy tsy mba manahy
Hiady sy hilofo koa
Hiady ylorppg ho anao aho Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1264
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 14:04
