You are here: home > Tononkira > FEFI

Feo iray (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/feo-iray-1

Kanto iray, feo miray
Hira samihafa loko
Manandratra ny Anaranao
Mandravaka ny fiananay

Ref :
Feo iray no entinay Aminao
Hanambara ny Hatsaranao
Fa mahery ny Fitiavanao
Mampiray mampifaly ny fonay

Tsy mifidy olon'Izy
Tsy manavatononkira.serasera.orgka foko
Fa samy Malagasy iray
Ka hiaraka hihira hoe : (Ref)

Eny na dia ratsy aza aho
Dia tolory fitiavana
Fa zanak'Andriamanitra
Mpandova ny Lanitra : (Ref)

Mampiray mampifaly
Fa Ianao mampahery ahy
Vonon'izahay ny hanompo Anao
Mandrakizay

A/C : ER 2006

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 881
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : choralefefi
Tamin'ny : 22/09/2016 07:46:07
ID : 8854

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo