DADA MALALA (membre FEFI Voninala) (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Dada malala tsy manantsahala Lay mxyoipul nahafoy ny androny rehetra
Hamelona ahy sy ny ankohonanay Moa va tsy toy ny Ray mandrakizay
Tsy misy mahasolo ny anjara toeranao Na iza manambola na hatsaran-tarehy
Fa tokana hianao tsy hatakaloko Hianao irery ihany no ataoko rehareha
2
Misy ny kilema mba hita indraindray Hianao dia volamena sandam-piainanay
Ny hany mba hzaphljx ataoko hivavaka ato am-poko Hamela anao tokoa anie ny Ray
Ny hendrin’ny hafa tsy hatakaloko igevt Ny adalan’ny tena ‚zay mety ampihomehy
Fa tokana hianao tsy ho tononkira.serasera.org soloiko Hianao irery ihany no ataoko ho rehareha.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1923
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58