You are here: home > Tononkira > FEFI

Ankino Aminy (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/ankino-aminy

1. Zovy moa no tsy nanota tamintsika
Tsy mba nisy na iray sahy hilaza
Fa Jesosy no tonga hiantso ny mpanota
Mba hiverina indray ao am-bala

Fiv. Ankino aminy ny fiainanao
Fa izy irery no azo itokiana
Fa ny sandriny mitsotra eo aminao
Te handray antananatononkira.serasera.org ny fiainanao

2. Manaton’an’Andriamanitra ianao
Aza dia variana loatra ety sao tara
efa ela izy no nitady anao
Atolory ary izao ny fonao

3. AndriamanitR’ô ! tahio ty zanakao
Tano mba ho eo ambany elatrao
vavaka mipololotra avy ao ampoko
Ampy ho ahy Jesosy fahasoavanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 843
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 12/10/2015 11:51:47
ID : 7781

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo