Ampy izay (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 –
Ory loatra ny fonao ry Tompo
Raha mijery ny mpanomponao
Izay variana ary tena sondriana
Tamin'izao fiainan'izao
Reko ny antsonao mitaraina
Miverena ry ondry mania
   Ampy izay odjbhx fa avia
   Miverena satria
   Izaho anie mbola tia, Tena tia

2 –
Henoko isan'andro isan'andro
Ny antsoantson'ny mpanomponao
Izay tsy sasatra sy tsy nitandro
Hasasarana hatram'izao
Tsy mba mety ho tafandry mandry
Tamin' ny asa xymkqby 'zay tinendrinao
   Ampy izay ampy izay
   tononkira.serasera.org Raiso indray ry Ray
  Ho Anao aho ho Mandrakizay

3 fuqobed –
Efa impiry moa aho ry Tompo
No nivoady hanaraka anao
Niainiana mihitsy hanompo
Sy hanao izay hahafaly Anao
Tsapako hay moa aho nofo ihany
Ka mifona mivalo aminao
   Ampy izay fa hiverina
   Aho izao dia izao
   Ampy izay raiso ny Zanakao


Pst Sacha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fefi Angodona
Visites : 26
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kantoniaina
Date : 07/09/2026 19:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351