Lohataona (Fanjandranomasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ianao fa tonga eevqtvrj izao ny lohataona
Indro ravo fa ny fo hiala saona

O avia re hiara-paly isika izao
Hikalo hira mahafinaritra
O handeha re hitotorebika injao
Tojo ilay asaramanitra

Mirana aho fa iainanao ny  lohataona
Tsiky vao imolotrao, lohataona

O avia re siiqxq hiara-paly isika izao
Hikalo hira mahafinaritra
O handeha re hitotorebika injao
Tojo ilay asaramanitra

Ho mirana aho fa maminao tononkira.serasera.org ny lohataona
Hira vao kaloinao, lohataona

O avia re hiara-paly isika izao
Hikalo hira mahafinaritra
O handeha re hitotorebika injao
Tojo ilay asaramanitra
tvtoy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanjandranomasina
Vangy : 1973
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 23:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1063