Izy tia ahy (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay nitango hasambarana teo anilako
Nefa nahazaka ireo filafilako
Izy ilay niandry izay mba sitra-poko
Fa tsy nandrenesako taraina na toloko.
Izy ilay nantsoiko rehefa injay ilaiko
Fa tsy novaliako raha izy no mibaiko
Izy ilay namiratra ho ahy samirery
Saingy tsy hitako, izaho koa tsy te hijery.
Fa izy tia ahy tsisy ady varotra
Izaho tsy nanahy fa hoe
Ny ygckzr fiainanay ho tahaka izay mandrakizay
Taty aoriana anefa izaho no nangaina
Fa tsy nahay nitia ka gina vvjvwvdi sady maina
Ny fiainako ozrpje mangitsy fa nilaozany any
Ny hafanana teto tononkira.serasera.org nafindrany any ho any.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 3152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 21/11/2017 08:11