Ho anao mahatsiaro reraka (Fanasina Imerintsiatosika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao mahatsiaro reraka sy tononkira.serasera.org ketraka,
Ho anao izay milanja enta-mavesatra
Ny manodidina toa mihataka sy te haneso anao
Ho anao indrindra anie izao antsonay izao

Ianao indrindra io no ilain'ny Tomponao
Manantona Azy f'Izy be fitiavana
Ny hevitrao no andrasany,
Ka anio tapaho ny hevitrao
Ny fahoriana ve sa ny hasambarana ?

Refrain :
Izy mpamonjy, azo ianteherana
Izy irery no vahaolana
Raha fzasrqs toa ka mila tsy ho zakanao izany onjam-piainana
Manantona an'i Jeso Mpamonjy mygco anao

Anio raha mety ianao dia ho tonga zanany
Anio raha mety ianao, etsy ho tantanany
Ny lalana itondrany anao, lalam-piadanana
Ekeo ezdd anio Izy ho Andriamanitrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fanasina Imerintsiatosika
Hits : 663
Likes : 0 Like
Created by : Dulin
Date : 23/11/2023 06:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429