Ho anao mahatsiaro reraka (Fanasina Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao mahatsiaro reraka sy ketraka,
Ho anao izay milanja enta-mavesatra
Ny manodidina toa mihataka sy te haneso anao
Ho anao indrindra anie izao antsonay duijhs izao
Ianao indrindra io no ilain'ny Tomponao
Manantona Azy f'Izy be fitiavana
Ny hevitrao no andrasany,
Ka anio tapaho ny hevitrao
Ny fahoriana ve sa tononkira.serasera.org ny hasambarana ?
Refrain :
Izy mpamonjy, azo ianteherana
Izy irery no vahaolana
Raha toa nfoq ka mila tsy ho zakanao gpydf izany onjam-piainana
Manantona an'i Jeso Mpamonjy anao
Anio raha mety ianao dia ho tonga zanany
Anio raha mety ianao, etsy ho tantanany
Ny lalana itondrany anao, lalam-piadanana
Ekeo anio Izy ho Andriamanitrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanasina ImerintsiatosikaVisites : 696
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dulin
Date : 23/11/2023 06:18