TSY NODY (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nody izy omaly e
zaho nandigny zay tononkira.serasera.org e!
nivandravandra nandritry ny aly e
mba nandinika izany e

Manisa lera no ataoko o
midoboka foana ny foko o
niandry ny andro mandra-marainy e
fa matahotro boko o

ANAO TSY FALY AMINA
ANAo TENA RATSY FANAHY
TSY oqveeloe MAHAY KARA TIAM-BADY E
ANAO EDY aezil MAVANDY

Zaho tsy hanino, zaho tsy hiady
zay ato rnfiheax mijaly
raha hisaraka koa fady
sabeky andre manavy e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Eric Tahina
Hits : 2409
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/12/2002 15:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.038