TSY NODY (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba nody izy omaly tononkira.serasera.org e
zaho nandigny zay e!
nivandravandra nandritry ny aly e
mba jsemrqr nandinika izany e

Manisa lera no ataoko o
midoboka foana ny foko o
niandry ny andro mandra-marainy whdlup e
fa matahotro boko o

ANAO TSY FALY AMINA
ANAo TENA RATSY heryi FANAHY
TSY MAHAY KARA TIAM-BADY E
ANAO EDY MAVANDY

Zaho tsy hanino, zaho tsy hiady
zay ato mijaly
raha hisaraka koa fady
sabeky andre manavy e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Eric Tahina
Hits : 2433
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/12/2002 15:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0889