Ody fitia (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny saiko
Lasa mankany aminao
Maminavina xemhtccz aho
Izay mety ho ataonao
Lavitry ny maso
Akaiky ny foko kosa ianao
Tsy andriko intsony
Izay hahitako anao indray
Na ody fitia
No nety ho nahatonga izany
Tsy mampiova na inona na wymdbik inona
Izaho koa efa tia anao rahateo
Na fanaingalavitra
Na mbola ho zavatra hafa koa
Dia tsy mampanahy
Fa vao maika hahasoa
Ny fiarahantsika
Ho mafy orina tokoa
Fa tafaray
Adalam-pitia isika roa
Na ody mivfqy fitia
No nety ho tononkira.serasera.org nahatonga izany
Tsy mampiova na inona na inona
Izaho koa efa tia anao rahateo
Lasa mankany aminao
Maminavina xemhtccz aho
Izay mety ho ataonao
Lavitry ny maso
Akaiky ny foko kosa ianao
Tsy andriko intsony
Izay hahitako anao indray
Na ody fitia
No nety ho nahatonga izany
Tsy mampiova na inona na wymdbik inona
Izaho koa efa tia anao rahateo
Na fanaingalavitra
Na mbola ho zavatra hafa koa
Dia tsy mampanahy
Fa vao maika hahasoa
Ny fiarahantsika
Ho mafy orina tokoa
Fa tafaray
Adalam-pitia isika roa
Na ody mivfqy fitia
No nety ho tononkira.serasera.org nahatonga izany
Tsy mampiova na inona na inona
Izaho koa efa tia anao rahateo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 3271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 14:20
