Fanantenana (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy andro mirana
Nino ny fisiany soa
Na ao ny fijaliana
Nifaliha ho ravo ny iobaqno fo

Anjaranao kguwt no eto
Mitondra ireo tononkira.serasera.org teny soa
Ho avy hafa koa
Adidy hanao soa

Raha sendra andro tsara
Mazava mibaliaka
Tsarovy fa nfjd ao afara
Ny orana mandriaka
Ity orana mandriaka o! o!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Eric Tahina
Vangy : 3274
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : milena
Daty : 04/07/2003 14:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405