Fanantenana (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy andro mirana
Nino ny fisiany soa
Na miyykjn ao ny fijaliana
Nifaliha ho ravo ny fo
Anjaranao no eto
Mitondra ireo teny soa
Ho avy hafa koa
Adidy hanao soa
Raha sendra andro tsara
Mazava mibaliaka
Tsarovy fa ao afara
Ny orana axokbh mandriaka
Ity orana mandriaka o! dqmrbeg o! tononkira.serasera.org
Nino ny fisiany soa
Na miyykjn ao ny fijaliana
Nifaliha ho ravo ny fo
Anjaranao no eto
Mitondra ireo teny soa
Ho avy hafa koa
Adidy hanao soa
Raha sendra andro tsara
Mazava mibaliaka
Tsarovy fa ao afara
Ny orana axokbh mandriaka
Ity orana mandriaka o! dqmrbeg o! tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Eric TahinaHits : 3324
Likes : 0 Like
Created by : milena
Date : 04/07/2003 14:52
