You are here: home > Tononkira > DAFAH

TARATASY (DAFAH)

Ity taratasiko ity
No atolotro ho anao
Ho mariky ny fitiavako anao
Tsy misy miaraka amiko aloha
Fa ny anao no tsy haiko aloha
Tena tianao aho e !

Refrain : Sa efa miaraka amin’ny bandy hafa
   Ve ianao
   Ka tsy te halala ahy
   Na dia efa nijery anao foana aza aho
   Mba lazao amiko re ny marina
   Na izantononkira.serasera.orgy tokoa na tsia
   Miandry ny taratasinao aho

Raha misy bandy miaraka aminao any
Dia izao no lazaiko anao
Mba tiavo izy ee !
Ary aza mila ady amin‘ny
Izaho kosa
Hitsiriritra anao eny foana
Mba faly aho
Rehefa mifankatia ianaoreo
hitako any an-èdalam-be eny ohatra
mba jerihereo ijany ah
rehefa mba mijery anao
f’aza hodina fanina

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 86
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 26/11/2021 18:15:31
ID : 13775

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo