Ampidiro aloha ny tenimiafina
TARATASY (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity taratasiko ity
No atolotro ho anao
Ho mariky ny fitiavako anao
Tsy misy miaraka amiko aloha
Fa ny anao no tsy haiko aloha
Tena tianao aho e !
Refrain : Sa efa miaraka amin’ny bandy hafa
Ve ianao
Ka tsy te halala ahy
cqvo Na dia efa qgrsn nijery anao foana aza aho
tononkira.serasera.org Mba lazao amiko re ny marina
Na izany tokoa na tsia
Miandry ny taratasinao aho
Raha misy vqjbft bandy miaraka aminao any
Dia izao no lazaiko anao
Mba tiavo izy ee !
Ary aza mila ady amin‘ny
Izaho kosa
Hitsiriritra anao eny foana
Mba faly aho
Rehefa mifankatia ianaoreo
hitako any an-èdalam-be eny ohatra
mba jerihereo ijany ah
rehefa mba mijery anao
f’aza hodina fanina
No atolotro ho anao
Ho mariky ny fitiavako anao
Tsy misy miaraka amiko aloha
Fa ny anao no tsy haiko aloha
Tena tianao aho e !
Refrain : Sa efa miaraka amin’ny bandy hafa
Ve ianao
Ka tsy te halala ahy
cqvo Na dia efa qgrsn nijery anao foana aza aho
tononkira.serasera.org Mba lazao amiko re ny marina
Na izany tokoa na tsia
Miandry ny taratasinao aho
Raha misy vqjbft bandy miaraka aminao any
Dia izao no lazaiko anao
Mba tiavo izy ee !
Ary aza mila ady amin‘ny
Izaho kosa
Hitsiriritra anao eny foana
Mba faly aho
Rehefa mifankatia ianaoreo
hitako any an-èdalam-be eny ohatra
mba jerihereo ijany ah
rehefa mba mijery anao
f’aza hodina fanina
--------
Lien:
