NY FIRESAHANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny firesahana tamin-dry
Tamin’ny voalohany
Tena wwdan nananosarotra mihitsy e
Nefa nony tafaresaka
Tamin’indry ndray
Hay kay ny fon-dry tena tsy ao amin’ny e (3x)
Mody iangolangolandry
Hangalana ny mamy
Manome tsiakiambahamba lery
Andro vitsy taty aoriana
Nifampisakambina tamin’ny bandy e ! (4x)
Dry
Hitanny lery ary syodip izany
Ka tena malok’endrika avy hatrany
Tamin’alahelo tanteraka
No nilazany hoe
Aleo ijanona tononkira.serasera.org fa mandreraka
Fa tsy te hiady amin’ndry zalahy aho e !
Fa vwxbaq matahotra an’i

--------
Rohy: