NY FIRESAHANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny uiwk firesahana tamin-dry
Tamin’ny voalohany
Tena nananosarotra hckg mihitsy e
Nefa uxhwv nony tafaresaka
Tamin’indry ndray
Hay kay ny fon-dry tena tononkira.serasera.org tsy ao amin’ny e (3x)
Mody iangolangolandry
Hangalana ny mamy
Manome tsiakiambahamba lery
Andro vitsy taty aoriana
Nifampisakambina tamin’ny bandy e ! (4x)
Dry
Hitanny lery ary izany
Ka tena malok’endrika avy hatrany
Tamin’alahelo tanteraka
No nilazany hoe
Aleo ijanona fa mandreraka
Fa tsy te hiady amin’ndry zalahy aho e !
Fa matahotra an’i
Tamin’ny voalohany
Tena nananosarotra hckg mihitsy e
Nefa uxhwv nony tafaresaka
Tamin’indry ndray
Hay kay ny fon-dry tena tononkira.serasera.org tsy ao amin’ny e (3x)
Mody iangolangolandry
Hangalana ny mamy
Manome tsiakiambahamba lery
Andro vitsy taty aoriana
Nifampisakambina tamin’ny bandy e ! (4x)
Dry
Hitanny lery ary izany
Ka tena malok’endrika avy hatrany
Tamin’alahelo tanteraka
No nilazany hoe
Aleo ijanona fa mandreraka
Fa tsy te hiady amin’ndry zalahy aho e !
Fa matahotra an’i
--------
Link:
