You are here: home > Tononkira > DAFAH

MANINONA IANAO (DAFAH)

Maninona ianao
No mbola tsy mety
Hendry foana
Nahoana
Heverinao
Fa tsy mankarary
Ny foko angaha ny mandre !
Hoe !
Miaraka amin’ny bandy hafa indray, hono, ianao
Raha mba ianao moa
No ataoko an’izany
Manao ahoana ny fihetseponTsiky dia ampyao
Izaho anefa
Efa mba miezaka ihany
Miezaka hatrany
Hampifalifaly anao hatrany

Refrain :  Maninona ianao
   No mbola maditra (2x)
   Inona koa
   Mba fitiavana nomenao ahy
   Tsy itako
   Izay fomba ialana aminao
   Amin’izany ditra
   Ataonao izany

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 150
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 26/11/2021 18:15:39
ID : 13773

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo