MANINONA IANAO (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona ianao
No mbola tsy mety
Hendry foana
Nahoana
Heverinao
Fa tsy mankarary
Ny foko angaha ny mandre !
Hoe !
Miaraka amin’ny bandy hafa indray, hono, ianao
Raha mba ianao moa
No ataoko an’izany
Manao txktgng ahoana ny fihetseponao
Izaho anefa
Efa mba miezaka ihany
Miezaka hatrany
Hampifalifaly anao hatrany

Refrain :  Maninona ianao
   dohlpmx No mbola maditra (2x)
   Inona koa
avyehh   Mba fitiavana nomenao ahy
   tononkira.serasera.org Tsy itako
   Izay fomba ialana aminao
   Amin’izany ditra
   Ataonao izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DAFAH
Vangy : 1018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boranjok
Daty : 26/11/2021 19:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1717