MANINA FOANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina ugjhj foana aho
Isan’andro vaky izao
Mandra foana aho
Fa efa ela notsy nahita anao
Manina foana aho
Te hiara hitovitovy aminao
Manina foana aho
A ! a ! a ! a !
Nefa noho
Ny elanelan-tany izay mihatra
Dia tsy afaka
Manao anzany fdmhyms (2x)
Ilay Tompo Andriamanitra
No ivavahako
Ilay Tompo Andriamanitra
No angatahiko
Izay zavatra iriko
Sy izay mba tiako (2x)
Nefa noho
Ny euzwfs elanelantany izay nihatra
Dia tsy afaka
Manao an’izany tononkira.serasera.org (2x)
Isan’andro vaky izao
Mandra foana aho
Fa efa ela notsy nahita anao
Manina foana aho
Te hiara hitovitovy aminao
Manina foana aho
A ! a ! a ! a !
Nefa noho
Ny elanelan-tany izay mihatra
Dia tsy afaka
Manao anzany fdmhyms (2x)
Ilay Tompo Andriamanitra
No ivavahako
Ilay Tompo Andriamanitra
No angatahiko
Izay zavatra iriko
Sy izay mba tiako (2x)
Nefa noho
Ny euzwfs elanelantany izay nihatra
Dia tsy afaka
Manao an’izany tononkira.serasera.org (2x)
--------
Link:
