You are here: home > Tononkira > DAFAH

AZAFADY INDRINDRA (DAFAH)

Azafady indrindra re kaky o !
Fa tsy misy mihitsy fanahy o !
Ny kitay anefa dia maro o !
Ao ny mando maina mifangaro o !

Aza faly manankiana
Zay ka (4x)
Ny famaky ro no Tsiky dia ampysimba o !
Ny vava tsy hay ratsahatra o !

Ny sakafo
Mila masaka
Marina (2x)
Sa ve zany
Tsy mba marina
Dia mangina
Raha tsizy arina
Dafah mangina
Eo anatrehany
Ady sakoroka
Tsy hay tohaina izany e !

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 105
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 20/11/2021 12:43:25
ID : 13760

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo