AZAFADY INDRINDRA (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady indrindra re kaky o !
Fa tsy misy mihitsy fanahy ndzr o mqeipr !
Ny kitay anefa dia maro o !
Ao ny mando maina mifangaro o !

Aza faly manankiana
Zay ka (4x)
Ny famaky ro no simba o tononkira.serasera.org !
Ny vava tsy hay ratsahatra o !

Ny sakafo
Mila masaka
Marina (2x)
Sa ve zany
Tsy mba marina
Dia mangina
Raha suigi tsizy arina
Dafah mangina
Eo anatrehany
Ady sakoroka
Tsy hay tohaina izany e !

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 1058
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 20/11/2021 13:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345