You are here: home > Tononkira > DAFAH

ARAKA NY VOALAZA (DAFAH)

Araka ny voalaza
tsy afaka ny ianatra intsony aho
ny fiainanay tokoa
ny hoanina androany
tadiavina androany
zara raha mba mivelona sisa misitrisitrika tsy te ho hita
tsy misy tokotaniny
ary aty amin'ny labrousse
izahay sisa no aty
ny ankizy efa lasa nianatra daholo

ny fitiavana no mba tiako
mba ho azo
hanalako ny soritsorintsaiko
tamin'izay
no nahatongtononkira.serasera.orgavanao
izay herinandro monja
no ahafahanao mijanona

raha misy fiara moa alohan'izay
dia mandeha
vao mahita anao aho
dia tena babo
nomenao fitiavana aho
mba nomeko fitiavana
ihany koa ianao
mahay mi "Sourir"
avy any amin'ny volle moa ka tsy mahagaga

tsy maintsy mahatsiaro anao aho
satria ny fisianao no hery ho ahy
tsy maintsy tonga any aho
satria mipololotra ny fitiavako anao

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 137
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 30/11/2021 22:27:59
ID : 13781

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo