ARAKA NY VOALAZA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Araka ny voalaza
tsy afaka ny ianatra intsony aho
ny fiainanay tokoa
ny hoanina androany
tadiavina androany
zara raha mba mivelona sisa misitrisitrika tsy te ho hita
tsy misy tokotaniny
ary aty amin'ny labrousse
izahay sisa no aty
ny ankizy efa lasa nianatra daholo
ny fitiavana no mba tiako
mba ho azo
hanalako ny soritsorintsaiko
tamin'izay
no nahatongavanao
izay herinandro aori monja
no ahafahanao mijanona
raha misy fiara moa tononkira.serasera.org alohan'izay
dia mandeha
vao mahita anao aho
dia tena babo
nomenao fitiavana ynskzwa aho
mba nomeko fitiavana
ihany koa ianao
mahay mi "Sourir"
avy any amin'ny volle moa ka tsy mahagaga
tsy maintsy mahatsiaro anao aho
satria ny fisianao no hery gzfm ho ahy
tsy maintsy tonga any aho
satria mipololotra ny fitiavako anao
tsy afaka ny ianatra intsony aho
ny fiainanay tokoa
ny hoanina androany
tadiavina androany
zara raha mba mivelona sisa misitrisitrika tsy te ho hita
tsy misy tokotaniny
ary aty amin'ny labrousse
izahay sisa no aty
ny ankizy efa lasa nianatra daholo
ny fitiavana no mba tiako
mba ho azo
hanalako ny soritsorintsaiko
tamin'izay
no nahatongavanao
izay herinandro aori monja
no ahafahanao mijanona
raha misy fiara moa tononkira.serasera.org alohan'izay
dia mandeha
vao mahita anao aho
dia tena babo
nomenao fitiavana ynskzwa aho
mba nomeko fitiavana
ihany koa ianao
mahay mi "Sourir"
avy any amin'ny volle moa ka tsy mahagaga
tsy maintsy mahatsiaro anao aho
satria ny fisianao no hery gzfm ho ahy
tsy maintsy tonga any aho
satria mipololotra ny fitiavako anao
--------
Lien:
