You are here: home > Tononkira > DAFAH

ALEOKO TSY MANAMBOLA (DAFAH)

Aleoko tsy manambola (2x)
Toy izay very havana (2x)

Havana hono izy e !
Raha manana harena be
Fa tsy havana kosa izy e !
Rahatononkira.serasera.org mikorosy ny fiainana e !


Aleo very tsikalakalam-pihavanana
Toy izay very tsaikalakam-bola
Fa ny vola miteraka havana
Fa ny havana
Mandany vola e ! (2x)

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 101
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 20/11/2021 12:43:50
ID : 13753

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo