Mangiky (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy manjary e!, ny raha ataoko ato ô!
Depuis 'gny fotoagna nialanao taketo ô!
Tsy maha omankany, fa 'lay aminao agny e!
Ny foko, ny saiko isan'andro isan'andro ô!

Manakambo moa ny tena, ka miseho mahery e!
Nefa ny anatiko ao tsy mba mahafoy agnao vady e!
Ka na ino hadisoako, hivalozako baby e!
'Zaho tsy mahatokan-tena, miamby agnao ny trano ô! ô!

Ref:
*'Zaho mangiky e!, mangiky e!
'Zaho mangiky e!, revaly e!
Fiaigna toy tsy ampy sira, raha tsy misy anao ô! (x2)
(X2)

Pont:
Ka tsy misy anao ny fiainako fa hainao avao e!
Moromorotse tsizarizary ai! aihai!!
Ka na magnontany tegna ami-momba ahy 'ty fonao ô!
Mipoliagna malaky e!, fa iha ro tiako ô!
E!he!!, iha ro tiako ô!aôhô!!, malala eh! e!
Iha ro tiako ô!!! hôôô!!, Iha ro tiako ô!!!

('Zaho mangiky e!...)
Malala eh! e!, iha ro tiako ô!, miamby agnao ny trano ai! aihai!!

*Mangiky e!(x3)
Mipoliagna malaky e!, fa iha ro tiako ô!

Ref:
*'Zaho mangiky e!, mangiky e!
'Zaho mangiky e!, revaly e!
Fiaigna toy tsy ampy sira, raha tsy misy anao ô! (X4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Lain
Vangy : 1681
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 02/09/2022 08:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1633