NAMPIAKARINAO AHO JESOA CMJ feat Mialy Rakotomamonjy (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nila ho rendrika aho nefa nofonosiNAO
Nandalo ny aizina, ary izaho tena nampahoriana
Nampahery ahy Ianao nanala ny horohoro
Tsy nafoinao ljzqh aho na dia vizana sy torotoro
Nositraninao ny ratrako, navaozinao indray aho
Ny Tananao nihazona ahy, Anao ny ho aviko

Refrain duô: Mino aho ry Tompo Mahatoky , tsy miova
Ianao Mpamelona sy mpanome hery
Raha very hevitra aho, Ianao no itodiako
JESOA cjnjvyk MALALA O! TSY MISY TOA ANAO
Tsisy antenaiko afa-tsy Ianao, Tano ny tanako
Rakofy ny Fanahinao, tsy hivarina intsony

2- tononkira.serasera.org Ny anilanao Tompo ô, mamy, misy fitoniana
Na misy ady anaty aza, tsy levona ny fahatokiana
Ny androko rehetra nofenoiNAO hazavana
Ka hidera Anao aho, hankalaza ny Anaranao.
Nalevinao ireo lasako, tsy tiako ho tsaroana
Asandratro avo ptfafgfu Ianao Jesoa, Ianao tsy mandao ahy
Réf....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CMJ
Vangy : 105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 02/07/2026 11:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326