You are here: home > Tononkira > Clo Mahajanga

HATANORANA (Clo Mahajanga)

          HATANORANA
Malama ny hatanorana  _ Ny ho avinao aza simbana
Tovovavy kely karanao mirenireny isanandro izao
ovao ny famindra fa tsy tsara _ aza kivy fa mbola tsy tara
ny endrika sy bika entinao _ ataovy reharehan-dray sy reninao
REf : Mamanao maniry ary manantena
      mba te ahazo valim-babena
          amboaro ny ho avinao
anao tononkira.serasera.orgk'aza maditra
toetry ratsy  zeny azonao ilàna
tarehy tsaranao kaza simbana, amboaro ho avinao
mba mieritrereta a!a!

Fahendrena  miantso anao mba hiverina
mipodiana dieny mbola tsy manenina
Avoty tenanao mba ho deraina
Ny vatanao aza zaraina
Ditra  manimba fiarahamonina
Ny havanao koa mba menatr’olona
Ny rendrarendra tsy mba manam-petra
asanao,  mieitrereta an!

Mpihira : Clo Mahajanga
Mpamaky : 4240
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/11/2002 09:05:26
ID : 1263

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo