TOBIN-TSARETY (Clim)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva ô, mena masoandro
Ny hatsiaka mamirifiry
Eny indreny, ny mpanjono mody
Manjokozoko mamonjy wgctr ny akany
F'ireo mpitondra ô, sarety kosa
Toa lavi-podiana trotraky ny dia
Indro eo ô , ambody afo eo
Renoky ny tory, reraka tokoa
Ny omby novahana, mba hiala sasatra
Toa feno hafaliana, mandinika milamina
Tsy fantany mantsy ô, fa raha vao maraina
Dia hitohy indray , hitohy indray ny dia
F'ireo tononkira.serasera.org mpitondra ô, sarety kosa
Toa lavi-podiana ilzqgqsv trotraky ny dia
Indro eo ô , ambody afo eo
Renoky ny tory, reraka tokoa
Lalalalala ! Lalalalala ! Lalalala ! Lalalalalala !
Lalalalala ! dlraumer Lalalalala ! Lalala ! Lalalalalala !

--------
Lien: