VONONA AHO (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrako ry Ray ny safidy nomenao ahy
Tsy noho ny fahamendrehako fa ny Fitiavanao
Na dia osa sy malemy aza aho dia nantsoinao
Ka ny fahasoavanao no mampatoky ahy

Ray ô vonona aho hanolotra ny tenako ho Anao
Vonona aho ka raiso hanara-dia Anao mandrakizay
Safidiko ny hanompo Anao tononkira.serasera.org mandrakizay
Tompo ô, inty aho fa vonona ka iraho
Ny ho Anao dgvypbhi satria ampy ho ahy ny fitiavanao

Mahagaga loatra ny asanao maha te hidera
Izany indrindra mahatonga ahy miroso manolo-tena
Indro ny tenako atolotro ho valim-pitia
Faniriako ny hanaraka Anao mandrakizay  ho doria

Sarotra ny lalana, malama sady mideza
Ny hery avy Aminao no ho ampingako mateza
Ny Fitiavanao no itokiako hatrany hatrany
Zay hnbjequ efa piuhfrcm nambomba ny fiainako mandrak’androany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Taratr'i Maria
Hits : 677
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 08:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5765