Revo ny Tanindrazana (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa re fa toa marobe
reo sedra mafy nolalovana
Mangasihasy Ramalagasy zary ibdcily Firenena,
Firenena mampahonenaaa
Revo ny tanindrazana
Revo mihavery hasina
tsy misy afa-bela izahay
samy miseho ho mahay
Zanahary o, sokafy masom- panahy
Nafoinao sy lqmo nomenao
reo harena sarobidy sesehena
nefa indrisy rava tsy ehxz nisy
nanjavona, tononkira.serasera.org nanjavona sy levona
Ny fihavanana, nariana
‘Reo fahendrena soan’ny razana
tsy tahotra tsy henatra
fa dia sahy, sahy mamono mahafaty
Zanahary o, ‘meo mpitondra hendry zahay
reo sedra mafy nolalovana
Mangasihasy Ramalagasy zary ibdcily Firenena,
Firenena mampahonenaaa
Revo ny tanindrazana
Revo mihavery hasina
tsy misy afa-bela izahay
samy miseho ho mahay
Zanahary o, sokafy masom- panahy
Nafoinao sy lqmo nomenao
reo harena sarobidy sesehena
nefa indrisy rava tsy ehxz nisy
nanjavona, tononkira.serasera.org nanjavona sy levona
Ny fihavanana, nariana
‘Reo fahendrena soan’ny razana
tsy tahotra tsy henatra
fa dia sahy, sahy mamono mahafaty
Zanahary o, ‘meo mpitondra hendry zahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:04
