mpanjakan'ny mpanjaka (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery e mpanjaka mahery
Jesoa Kristy tononkira.serasera.org ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery mpanjaka mahery
mpanjaka mahery
Mpanjakan’ny mpanjaka Izy bmionlg ilay Tompon’ny Tompo
Ilay mahery indrindra Izy e
Ooo hobio ankalazao ilay Mpanjakantsika e
Tompon’ny lanitra Izy ilay be voninahitra Zanak’Andriamanitra
ooo DERAO ankalazao ilay Mpanjakantsika e
Ilay ltxvldyi nanetry tena hitondra famonjena lsmuzdv
hiaro ny firenena Izy e
ooo HIRAO ankalazao ilay Mpanjakantsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 776
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 09:24