Tsy hitsahatra ny hidera (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Raiko ô jqmegdo no ivavahako
Ianao Raiko ô no angatahako
Ianao kmdbhrj Raiko ô no itarainako
Ianao Raiko ô no antony ihirako
Fa tsy hosasatr’izahay ny hidera sy hampiely ireo teninao
Hanambara tononkira.serasera.org ny fitiavanao tsy manam-petra ry Andriamanitray
Fa ny feonay izay mba anananay
No nentinay niderana
Hatramin'izay 20 taona izay
Nihiranay fiderana zgerjbmy anao Ray
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
Ianao Raiko ô no angatahako
Ianao kmdbhrj Raiko ô no itarainako
Ianao Raiko ô no antony ihirako
Fa tsy hosasatr’izahay ny hidera sy hampiely ireo teninao
Hanambara tononkira.serasera.org ny fitiavanao tsy manam-petra ry Andriamanitray
Fa ny feonay izay mba anananay
No nentinay niderana
Hatramin'izay 20 taona izay
Nihiranay fiderana zgerjbmy anao Ray
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1245
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 08/08/2017 06:51
