Ry fanahin'i Jesoa (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahin’i Jesoa hamasino aho
Ry tononkira.serasera.org vatan’i Jesoa Vonjeo aho
Ry ran’i Jesoa hetsaho aho
Ry rano nivoaka tamin’ilan’ny voan’ny Jesoa xsrfyg sasao aho
Ry fijalian’ny Jesoa herezo aho
Ry Jesoa tsara fo henoy aho

Afeno aho, anatin’ny ferinao aho
Aza avela koa hisaraka anao
Arovy aho amin’ny hasoparan’ny fahavalo
Antsoy aho amin’ny andro ahafatesako
Ary koa asaivo hankany aminao
Hiaraka rnjcg hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.

Afeno aho, anatin’ny ferinao aho
Aza avela koa hisaraka anao
Arovy aho amin’ny hasoparan’ny fahavalo
Antsoy aho amin’ny andro ahafatesako
Ary ckgtzoe koa asaivo hankany aminao
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.

A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314