Ry fanahin'i Jesoa (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahin’i Jesoa hamasino aho
Ry vatan’i Jesoa Vonjeo aho
Ry ran’i Jesoa hetsaho aho
Ry cdcznzn rano nivoaka tamin’ilan’ny voan’ny mxzjfkg Jesoa sasao aho
Ry fijalian’ny Jesoa herezo aho
Ry Jesoa tsara fo henoy aho
Afeno aho, anatin’ny ferinao aho
Aza avela koa hisaraka anao
Arovy aho amin’ny hasoparan’ny fahavalo
Antsoy aho amin’ny andro ahafatesako
Ary koa asaivo hankany aminao
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Afeno aho, anatin’ny ferinao aho
Aza avela koa hisaraka anao
Arovy aho amin’ny hasoparan’ny fahavalo
Antsoy aho amin’ny andro ahafatesako
Ary koa asaivo tononkira.serasera.org hankany aminao
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Hiaraka hankalaza anao amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
Amin’ny olomasina
Mandrakizay amen.
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat fexs

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1438
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Huberto
Date : 14/08/2015 00:09