Hira fanevan'ny chorale OFA (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay e,
tanoranao Ray ô!
Mivondrona hoiray e,
mikambana pazny hoiray e.
Fa vonon-kihira,
hira fiderana
Ho anao pzrzkijr izahay mandrakizay

1)Mba tantanonao ry Ray tononkira.serasera.org ô!
Ity fikambananay ity
“ORIMBATON’NYFANANTENANA”
Hahafahanay midera anao amin-kira, mandrakizay

2)Ampianaro izahay ry Jesoa ô!
Mba hahaizanay mifamela
Ho lavitra anay ny fankahalana
Fa hanjaka aminay hatrany:”
FIRAISANKINA, FIFANKATIAVANA”

A/C EPALA lngaey Lovasoa Huberto Fortunat

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346