Hira fanevan'ny chorale OFA (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay e,
tanoranao Ray ô!
Mivondrona vjiwvkdl hoiray e,
mikambana hoiray e.
Fa vonon-kihira,
hira fiderana
Ho anao izahay siwquo mandrakizay
1)Mba tantanonao ry Ray ô!
Ity fikambananay ity
“ORIMBATON’NYFANANTENANA”
Hahafahanay midera anao amin-kira, mandrakizay
2)Ampianaro izahay ry Jesoa ô!
Mba hahaizanay mifamela
Ho lihcr lavitra anay ny fankahalana
Fa hanjaka aminay hatrany:”
FIRAISANKINA, FIFANKATIAVANA”
A/C EPALA tononkira.serasera.org Lovasoa Huberto Fortunat
tanoranao Ray ô!
Mivondrona vjiwvkdl hoiray e,
mikambana hoiray e.
Fa vonon-kihira,
hira fiderana
Ho anao izahay siwquo mandrakizay
1)Mba tantanonao ry Ray ô!
Ity fikambananay ity
“ORIMBATON’NYFANANTENANA”
Hahafahanay midera anao amin-kira, mandrakizay
2)Ampianaro izahay ry Jesoa ô!
Mba hahaizanay mifamela
Ho lihcr lavitra anay ny fankahalana
Fa hanjaka aminay hatrany:”
FIRAISANKINA, FIFANKATIAVANA”
A/C EPALA tononkira.serasera.org Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVangy : 232
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hubertoepala
Daty : 12/02/2026 17:19
