Hira fanevan'ny chorale OFA (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay e,
tanoranao Ray ô!
Mivondrona hoiray e,
mikambana hoiray e.
Fa vonon-kihira,
hira fiderana
Ho anao izahay mandrakizay
1)Mba tantanonao ry Ray ô!
Ity fikambananay ity
“ORIMBATON’NYFANANTENANA”
Hahafahanay midera iyqrwes anao amin-kira, mandrakizay
2)Ampianaro izahay ry Jesoa ô!
Mba hahaizanay mifamela
Ho lavitra tononkira.serasera.org anay ny fankahalana
Fa hanjaka aminay ihjok hatrany:”
FIRAISANKINA, FIFANKATIAVANA”
A/C hhhzf EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
tanoranao Ray ô!
Mivondrona hoiray e,
mikambana hoiray e.
Fa vonon-kihira,
hira fiderana
Ho anao izahay mandrakizay
1)Mba tantanonao ry Ray ô!
Ity fikambananay ity
“ORIMBATON’NYFANANTENANA”
Hahafahanay midera iyqrwes anao amin-kira, mandrakizay
2)Ampianaro izahay ry Jesoa ô!
Mba hahaizanay mifamela
Ho lavitra tononkira.serasera.org anay ny fankahalana
Fa hanjaka aminay ihjok hatrany:”
FIRAISANKINA, FIFANKATIAVANA”
A/C hhhzf EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 338
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 12/02/2026 17:19
