RAISO AHO TOMPO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! reko ny antsonao
mandona ao am-poko ao
antso feno fitia
miantso jerk ireo izany nania
hody indray ao am-balanao
Tompo ô! tsy ho haiko ny handà
Ndrao neniko indray
Indro vohaiko ho anao
ka midira am-poko ao
anjakao ny tononkira.serasera.org fiainako
raiso aho Tompo ô!
raiso aho ho anao
afoiko izao tontolo ueiuq rehetra izao
fa ianao no fiainako
hiverina aminao
ho eo anilanao
tsy hisaraka aminao
mandrakizay aevezlij doria
mandona ao am-poko ao
antso feno fitia
miantso jerk ireo izany nania
hody indray ao am-balanao
Tompo ô! tsy ho haiko ny handà
Ndrao neniko indray
Indro vohaiko ho anao
ka midira am-poko ao
anjakao ny tononkira.serasera.org fiainako
raiso aho Tompo ô!
raiso aho ho anao
afoiko izao tontolo ueiuq rehetra izao
fa ianao no fiainako
hiverina aminao
ho eo anilanao
tsy hisaraka aminao
mandrakizay aevezlij doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAVangy : 2679
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : barykely
Daty : 06/06/2006 07:39
