AVO INDRINDRA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(in-2)
1-Ry Tompo Mpanjaka izay masina
Andolihana sy hivavahana rlgm ary hiankohofana;
Mendrika ny hoderaina sy hankalazaina;
Hatramin'ny tononkira.serasera.org tloha sy ho mandrakizay
(in-2)
Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
Ny lanitra no seza fiandriananao
faxgkxxt Ny tany no fitoeran-tongotrao
Fa tsy miova ianao, hoderaina ny Anaranao.
(in-2)
2-Andriamanitra Tompon'ny hery sy ny voninahitra
Andrian'ny fiadanana, Rain'ny mandrakizay
'Lay mijery sy mahita izao tontolo izao;
Ny hita sy ny tsy hita dia eo Ianao.
Ny teninao no namoronan'izao tontolo izao
Ny olona hiankohoka eo antonotrao,
iopwgmai Ianao no niandohan'izao rehetra izao
Ary hiafaran'izao tontolo izao.
Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
Ny lanitra no seza fiandriananao
Ny tany no fitoeran-tongotrao
Fa tsy miova Ianao, hoderaina ny Anaranao (in-3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)Hits : 1303
Likes : 1 Like
Created by : fraiderica2018
Date : 18/02/2019 12:07