Aza mitomany (Chorale ASAFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ety an-tany mampisento, mampitomany anao,
tsy ahitana fifaliana,fa mwmbl fahoriana

Efa vitan'i jeso, fitomaniana mitraka ianao
fa jesô nisolo anao.

Esory famoizam-po satry tsy mahasoa anao,
fahafatesana mandrakizay no miandry anao.

Efa vitan'i jesô! Famoizam-po,
mahereza ianao fa jesô tononkira.serasera.org nisolo anao.

Fafao ny ranomaso, banjino ilay mpamonjy btrcwcta anao
nanavotra anao amin'izao fiainan'izao

Efa vitan'i jesô ranomaso latsaka tao kalvary,
aza kivy mionona ianao.
Tao kalvary mionona ianao. ejue        

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale ASAFA
Hits : 1750
Likes : 0 Like
Created by : donatienmahandrisoa
Date : 23/08/2018 15:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1279