TSARA NY MIHIRA (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-ampitatafika-firaisankina-caf/tsara-ny-mihira-1

Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra
Ary mendrika Azy koa ny fiderana
Endrey mahagaga tokoa ny asa-tànany
Ary tsy mba diso anjara isika izao

Fa tsara ny hidera an'I Jehovah
Sy ny hankalaza ny anaranao ry Avo indrindra o!
Ary hanambtononkira.serasera.orgara ny famindramponao aho
Sy ny fahamarinanao

Fa masina sady soa izay nomeny antsika
Dia raiso am-pitiavana kosa izay lazainy
Fa tsara ny Tompo, satria tsy mamitaka IZY.

A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés
C.2015

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF
Mpamaky : 1234
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Chorale Ampitatafika Firaisank
Tamin'ny : 12/08/2016 11:51:56
ID : 8766

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo