Miorena (Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena tsara ary aza miova, tsy irery akory ianao raha mbola ety
Miorena tsara ary aza miova, ampy ho anao ny fahasoavako
1 - Aoka tzvsg ho fantatrao tokoa fa amin’izao fotoana izao
miasa mafy i satana ilay mpamingana mahay
ka mandrahona amin’ny loza na mody mba manao ny soa
ka carzmm ireo miroa saina no voafatotra amin’izany
2- tononkira.serasera.org nefa ny hafatry ny Tompo izay nampitondrainy anao
na ho mafy na ho mora dia ho mandrakizay
ka mba hianaro Joba ’lay nahantra fahizay
n’inon’inona agia nidona tsy hivadika amin-dRay
3- raha sendra fahoriana na ny loza izay manjo
dia maro no misaina fa tsy manavotra Jeso
raha mitombo ny harena na ny hafaliam-po
dia be no manadino ilay nihavin’ny soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM)Vangy : 3071
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : maevanantenaina
Daty : 13/02/2008 06:39