AZA MANANA ANDRIAMANIK'AFA (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aza manana andriamanik'afa
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho raha ory tononkira.serasera.org vcgmthng ianao
Fa vonona Aho hamaly anao
Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ianao
Fa Izaho no opuu Mpiahy anao
2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no nahary ianao
Raha Izaho xdmgzgw no hianteranao
Dia tsy hisy ny mahory ianao
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho raha ory tononkira.serasera.org vcgmthng ianao
Fa vonona Aho hamaly anao
Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ianao
Fa Izaho no opuu Mpiahy anao
2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no nahary ianao
Raha Izaho xdmgzgw no hianteranao
Dia tsy hisy ny mahory ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHORAL FEFA _ ANDAMOTYHits : 1795
Likes : 1 Like
Created by : Rasamy1
Date : 17/11/2016 13:37
