MALALA (Chamir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia ipwf tsy haiko aza izay tany am-ponao tany
Dia malala ihany no iantsoako anao...
Mbola tsy haiko ihany koa izay mety iafarany,
Fa mino aho fa 'zah tetjyxrk no malalanao...

Ref:
Ianao mahalala fa teo foana aho nitsiriritranao
Dia fantatro tononkira.serasera.org ihany koa fa misy fitia aminao any,
Nanomboka teo dia tafiara-dalana izaho sy ianao
Ka nataoko hoe malala no niantsoako anao!

Baby...ianao mahalala ny amiko rehetra,
ouh...ouh...ouh tsisy miafina aminao fa hainao daholo hatr@ toetra...ehhh...ouhhh
Ka egngc aza ilaozana fa eo anilanao no tiako hitoetra..
eh...baby....

Na nisy aza ireo fotoana sarotra nandalovantsika.....
Nandalo nifandimby foana ny adiady sy ny disadisa ohhh...
Izaho no tsy mahafoy,
Izaho tsy mahasaraka anao izany,
Ka satriko foana
"malala" no iantsoako anao...







A/C Chamir
St valentin 2019
Ggl_Lyrics: Safidy English

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chamir
Visites : 2247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english29
Date : 18/02/2019 10:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034