MALALA (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsy haiko aza izay tany am-ponao tany
Dia malala ihany no iantsoako anao...
Mbola tsy haiko ihany koa izay mety iafarany,
Fa mino aho fa 'zah no malalanao...
Ref:
Ianao mahalala fa teo foana aho nitsiriritranao
Dia fantatro ihany koa hnbyvc fa misy fitia aminao any,
Nanomboka teo dia tafiara-dalana izaho sy ianao
Ka nataoko hoe zltd malala no niantsoako anao!
Baby...ianao mahalala ny amiko rehetra,
ouh...ouh...ouh tsisy miafina aminao fa hainao daholo hatr@ toetra...ehhh...ouhhh
Ka aza ilaozana fa eo anilanao no tiako hitoetra..
eh...baby....
Na nisy aza ireo fotoana sarotra nandalovantsika.....
Nandalo nifandimby foana ny tononkira.serasera.org adiady sy ny disadisa ohhh...
Izaho no tsy mahafoy,
Izaho tsy mahasaraka anao gmbl izany,
Ka satriko foana
"malala" no iantsoako anao...
A/C Chamir
St valentin 2019
Ggl_Lyrics: Safidy English

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ChamirVisites : 2304
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : safidy.english29
Date : 18/02/2019 10:58